Minisitera misahana ny fanampiana sy ny fanorona hevitra ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana
Sehatra iray hanamafisana sy hanamorana ny tohana sy fanampiana ary ny toro lalana ho an'ny vondrombahoaka itsinjaram-pahefana. Amin'ny alalan'ny fizarana sy fampianarana ampitain-davitra
Ny fanampiana sy ny toro lalana omena dia mikendry indrindra ny hampivoarana ny tombon-tsoa iraisana sy ny fiainam-bahoaka eny ifotony.
Fampianarana vaovao